Teny iditra | kalita (lita) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny mpandaingalainga sy fetsifetsy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Jocular and deceitful [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bon copain blagueur [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kalita, takila, talaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |