Teny iditra kalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hira madinika fanao raha malahelohelo, mahatsiaro ny ela sy mitantara ny lasa. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a melancholy song or chant [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay chanson mélancolique, complainte [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Andeha isika, andriamatoa, hihaino kalo any Ambatomiantendro [Callet: Tantara, takila 422]
Teny nalaina 

Teny iditra kalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] fille [David: Dialectes (takila K)]

Teny iditra kalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] takalo, vidy [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/30