Teny iditra kamahana (fahana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La becquée, la pâture portée en becquée [1.3]
Ohatra Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03