Teny iditra | kamambe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Valindrihana, volotsangana fanao amin'ny rihana: Ataovo añe ambony kamamba añe ny voanjo fa maiña ny andro (Ataovo any ambony valindrihana any ny voanjo ny maina ny andro) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |