Teny iditra kambanteny (kambana, teny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [Rajemisa 1985]
 [ kamban-teny ] teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay mots composés [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31