Teny iditra kambontenda
Singan-teny kambo ; tenda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11