Teny iditra kambotim-bola aman-karena
Singan-teny kamboty ; vola ; amana ; harena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahantra ara-bola fa manan-tany na zavatra hafa mety hahazoam-bola [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21