Teny iditra kamentsona (mentsona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiteny mitsaontsaona tsy misy rindrany; finantsanantsanana fotsiny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bavardage, criailleries, clabauderies [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/04/02