Teny iditra kamo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
Mitovy hevitra: benamboka ~ kalaina ~ kamo be kibo ~ kamo be tenda ~ kamo velona ~ kisinina ~ lava lamosina ~ malaina ~ manao afo am-bilanikely ~ manary andro foana ~ midonana-poana ~ mirendrena ~ miriorio ~ mitanina andro tsy manavy ~ mitoe-poana ~ mitoe-poana toa volon' orona ~ mitonantonana ~ mpanao lalimanga ~ mpitango lalitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy lazy; lacking in appetite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay paresseux; qui n'a pas d'appétit [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra -- Ity leitsy kamo a! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153]
Teny nalaina 

Teny iditra kamo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra kamoladina

2017/04/02