Teny iditra kamoina (kamo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahakamo azy
Atao amina hakamoana
Resena amin' ny katro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kamoina, kamoiko, kamoinao, kamoiny, kamointsika, kamoinay, kamoinareo, kamoin', kamoin-, kamoim-, kamoi-
Ny lasa : nokamoina, nokamoiko, nokamoinao, nokamoiny, nokamointsika, nokamoinay, nokamoinareo, nokamoin', nokamoin-, nokamoim-, nokamoi-
Ny hoavy : hokamoina, hokamoiko, hokamoinao, hokamoiny, hokamointsika, hokamoinay, hokamoinareo, hokamoin', hokamoin-, hokamoim-, hokamoi-
Filaza mandidy : kamoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20