Teny iditra | kamokamo (kamo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Ohatra | (t) (1) Ary tamy ny Lehidama nisy mosary kely, fa nisy kamokamo nanadino ny teny n'Andrianampoinimerina;
[2.48] | |
Tovy hevitra | tsikamokamo ~ malaindaina ~ malaholaho ~ malazolazo ~ marezodrezoka ~ marisarisa ~ sorisorena ~ somazotsazoka ~ manaran-daina ~ tsy rototra ~ milasilasy | |
Teny iditra | -kamokamo- | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | hamokamoka : (h > -k)mokamo(ka > -) [3.1] | |
Fivaditsoratra | kamokamo, komakoma, mamokoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |