Teny iditra kamositra (fositra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hazo amoserana mba hahazoana afo [Rajemisa 1985]
   karazana zana-damasy ampiasaina amin'ny fandavahana [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   the bit of a brace. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   foret [SLP: Voambolana]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/26