Teny iditra kanakana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala, Tanosy] ganagana [Rakotosaona 1972]
 Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a tame duck [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cane, canard domestique [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra gana ~ ganagana ~ vorombazaha

2013/01/08