Teny iditra kanaokanao
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] mora mitomany, be ranomaso [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] pleurard [Deschamps 1936]

2009/02/23