Teny iditra kandrakandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiherikeri-poana sady toa taitaitra ny loha hoatra ny olona tsy hampy [1.10]
Haiendriteny 
Tsotra : kandrakandra, kandrakandrako, kandrakandranao, kandrakandrany, kandrakandrantsika, kandrakandranay, kandrakandranareo, kandrakandran', kandrakandran-, kandrakandram-
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31