Teny iditra | kanevoka (kevoka) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | (kevoka nampidirana sesika -an-) ebo, dedaka, dohaka, mirehaka [1.10] | |||
Mitovy hevitra amin' ny kevoka saingy manisika hevitra somary maneso, be rehaka sy mibohibohy mahatsikaiky [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Un fanfaron, un rodomont [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |