Teny iditra kanina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsikanina

Teny iditra kañina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tsy ambinina [Rakotosaona 1972]

2010/10/26