Teny iditra kanjo
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt) [Rajemisa: Grammaire]
Mpanahaka  fa ~ kango ~ kinanjo ~ nefa ~ saingy

2010/10/26