Teny iditra kankafotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay espèce de coucou [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  abilimborona ~ toloho
Teny nalaina 

2010/10/26