Teny iditra kanonkanona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny zava-madinidinika tsy misaraka amin' ny raharaha samihafa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy business, concern, little affairs, a petty dispute [Richardson 1885]
Famaritana frantsay ingrédient [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 

2010/10/26