Teny iditra kanto
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   tena fatratra amin' ny hatsarana na ny tarehy, na ny bika, na ny fahaizana, na ny fahalalana (amin' ny zavatra tsara mandrakariva no ampiasana ity teny hoe kanto) [Ravelojaona: Firaketana]
   Tsara tarehy fatratra, be renty: Lahateny kanto. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   well done, attractive [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   magnifique [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   habile, étonnant, extraordinaire, surprenant [Abinal 1888]
   bien travaillé, admirable [Hallanger 1974]
   beau [Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
   agréable, splendide [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Hono ry Iketaka ambony vavahady
inona no kanto maizina indrindra?
[Fox: Hainteny, laharana 97]
2Tanàna kely vao niorina, misy trano kanto sy voavoly voninkazo mahafinaritra no mahavariana ny masony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 176]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/17