Teny iditra kantsana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Feon-java-maranitra rehefa andidiana na [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra kantsana
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza zavatra maivana dia maivana [...] [tohiny Rajemisa 1985]

Teny iditra kantsana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tapaka tsipika izay mifarana toa voakant [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   segment [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/28