Teny iditra kaodikaody (kaody)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Mitovy hevitra: haodihaody ~ haolohaolo ~ madimadina ~ mahimahina ~ manahinahy ~ maodimaody ~ marimarika ~ matahotahotra ~ somaingisaingy ~ vodivodiana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shy, timid, wild [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay méfiant, sauvage, craintif [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kaody
Teny nalaina 

2013/01/11