Teny iditra kaody
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Mitovy hevitra: haolo ~ milodilody [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kaodikaody
Teny nalaina 

2017/04/02