Teny iditra kaoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
¶ Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra kaoka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Lempona aty, lesoka aty
¶ Keoka [Rajemisa 1985]
   [keoka] miendrika lovia [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   hollow, concave [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   creux, concave [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   [keoka] concave [SLP: Voambolana]
Fifanahafana   lempona

Teny iditra kaoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Rajemisa 1985]

Teny iditra kaoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   érosion [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra kaoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: coque.

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/11