Teny iditra | kaonkaona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanenon' ny biby sasany, toy ny vorontsiloza Kaikaika tsy misy fiatoana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A cry of complaint [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Gémissement [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Ontam-po ~ Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |