Teny iditra | kaozatra (ozatra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahia dia mahia, afa-nofo. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Very thin, emaciated [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Très maigre, décharné [1.8] | ||||||
Ohatra | Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
[2.472] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | kaozatra, tarazoka, tarozaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |