Teny iditra kapa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a cutting, a hewing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de couper, d'abattre [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra kapa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kapa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sandals [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sandales [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Lahatsoratra 

2017/06/29