Teny iditra | kapa tokana | |
Singan-teny | kapa ; tokana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2] | |
Mpanahaka | diamanga | |
Fitanisam-boky | Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |