Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tafotanimanga fisaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A roof tile [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tuiles plates [1.3]
|
| Tuile de toit [1.19, 1.8]
|
| (toute l'île) Fragments de bois ou d'autres matières végétales de forme générale plate, avec un bord en biseau plus ou moins coupant [1.196]
|
Ohatra |
1 | Tany amiko izany no natao, mba tsy ho hitan' ny olona, ary kapila no nandihizana.
[2.4]
|
2 | Ary ianao, ry zanak' olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo anoloanao, dia manorata sarin-tanàna eo aminy, dia sarin' i Jerosalema;
[2.996]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Vakim-boatavo atao solon-jinga [1.78]
|
| [Sihanaka]
Vilia hazo [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Plat, assiette [1.19]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | A phonograph record [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Disque de gramophone [1.8]
|
|
Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vakina hodi-boatavo mena ataon' ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo Olona mahia na maivan-doha (toy ny kapilamboatavo) [1.1]
|
|
Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sira [1.1]
|
|
Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana famaran-java-madinika, toy ny sira [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espèce de petite mesure plate servant à détailler le sel [1.3]
|
|
Teny iditra |
kapila
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tandroy]
(de kapily : balancier d'une horloge ; allusion aux gros fruits pendants).
Marsdenia cordifolia Choux (Apocynaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Marsdenia cordifolia |
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|