Teny iditra kapisily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra kely mandrehitra ny vanja amin'ny sofim-basy raha donina, ka mampipoaka ny bala [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: capsule.

Teny iditra kapisily
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ilay vy kely boribory atao saron' ny tavoahangy sasantsasany [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: capsule.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31