Teny iditra kapoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin' ny olona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a blow; a beating [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coup; action de battre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 action d'additioner, de former un tout [Abinal 1888]
Ohatra 
1Mahazo kapoka aho anio, hoy i Mora. [FOFAFIPE: Tongavola, takila 26]
2Sao, hono, hatao maty kapoka ny soavaliny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 153]
3Ny tsaroako farany dia kapoka mafy tamin' ny lohako dia izay. [Andraina: I Vola, takila 45]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra kapoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] dia: biby kapoka [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kapôka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] gobelet: kapoaka [David 1952 (takila K)]

Teny iditra kapoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [..., Sakalava, Tanosy] (au sens général kapoka : coup, action de frapper). Voacanga thouarsii Roem. & Schult.(Apocynaceae). Avec le latex très tenace, on fabrique des gluaux sur lesquels les oiseaux viennent se coller. Il ne reste plus qu'à leur donner des coups et à s'en emparer. Voir aussi kaboka. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Voacanga thouarsii

2018/12/08