Teny iditra kapoly
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tandroy, Tsimihety] Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely [Rajemisa 1985]
Voambolana  

2013/01/11