Teny iditra kara
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] karaha [David 1952 (takila K)]
Teny mitovy hevitra karaha

Teny iditra kara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] kary: Kara tomañy am-bohom-bala ka tsy ba mañosa-vy fa mañambara loja (kary tomany any ivelan-tanana tsy mba mamosavy fa milaza loza) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kara
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae). Arbuste croissant sur les dunes maritimes du Sud, parmi les broussailles épineuses. Encore appelé kitata. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Bridelia pervilleana var. humbertii

2018/12/08