Teny iditra | karakaraina (karakara) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be cared for [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a soin [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ikarakarana, irakarakana, karakaraina, rakarakaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |