Teny iditra karama
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko
¶ Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana
Mitovy hevitra: falim-po ~ fankasitrahana ~ fihinanana ~ fivelomana ~ hasin-tanana ~ kapoaka ~ sakafo ~ takalom-patsa vidim-pihinanana ~ tamby ~ valin-kasasarana ~ vava vola ~ vidin' aina ~ vidin-jiro ~ vidin-katsembohana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   wages [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   salaire, traitement [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29