Teny iditra karama varimasaka
Singan-teny karama ; -bary (vary) ; masaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Karama tsy mifanentana amin' ilay asa atao fa dia toa vidin' ny vary na sakafo ilaina eo am-panaovana ny asa fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24