Teny iditra kana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karma raha misakafo [Rajemisa 1985]

Teny iditra Kana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Indien ou Pakistanais [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay Indien, Hindou [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra kana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra karana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (fihasimban' ny hoe harana).
¶ Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra rikarikan-taolana

Teny iditra karana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ karana jeôdezika: fitambaran'ny teboka voafaritra ara-pangitra iankinan'ny fanaovana sarintany [SLP 1986]
Famaritana frantsay armature, canevas
¶ karana jeôdezika: canevas géodésique
¶ karana voatery: armature de compression. [Voambolana: Toe-karena: fanorenana] [SLP 1986]
Mpanahaka  karandoha ~ karan-draha

Teny iditra karaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] brisants. (rìva). [David 1952 (takila P)]
Voambolana 

Teny iditra Karàna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Cheran [Baiboly]
Famaritana frantsay Kerân [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Kerana
Teny nalaina 

2017/03/10