Teny iditra karantsana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faneno avo, mazava sy tsara, tsy misy migarera na farimparina. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay vibration du son, timbre clair et sonore de la voix [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra karantsana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Jereo kantsana [Rajemisa 1985]

2012/06/20