Teny iditra karnina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay carbone
¶ kabônina miabo ôksizenina: carbone oxydé
¶ karbônina miiba ôksizenina: carbone réduit
¶ karbônetra-na natiriôma: carbonate de sodium [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: carbone.
Mpanahaka  C

2013/01/11