Teny iditra karenjy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivezivezena atsy sy aroa
¶ Fandehanana araka izay tiana
¶ Fanaram-po tafahoatra, filibana amin' izay lalana aleha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy grazing at liberty; playing around in the open [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de paître en liberté; action de gambarder selon son bon plaisir [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2017/04/02