Teny iditra karepoka (kepoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feon-javatra kepohin' ny nify ao anaty vava. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the sound made by crushing anything between the teeth; crunching [Richardson 1885]
Famaritana frantsay bruit sonore de ce qui craque sous la dent, comme des buiscuits, comme le tubercule du karepoka; bruit de ce qu'on écrase sous les pieds
¶ action de croquer avec les dents [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra karepoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy taola-malemy [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay cartilage [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Fitovian-keviteny taolan-karepoka

Teny iditra karepoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-javamaniry sahala amin' ny ahitra maniry eny rehetra eny, ka ny vodiny hanin' ny ankizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the name of an herb. Cyperus esculentus, L.
¶ the name of a shrub used for making a red dye [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Cyperus esculentus

2014/09/19