Teny iditra karetsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a rapide passage to and fro [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay passage rapide [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra karetsaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahimpanalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahimpanalahidy dia mihidy ny trano [Rajemisa 1985]
 karazana hidim-baravarana [SLP 1986]
Famaritana anglisy a bolt for a door [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay verrou, targette [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay crémone, espagnolette, targette [SLP 1986]

2013/01/19