Teny iditra karibonetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vovo-panafody fotsifotsy fandevonan-kanina, izay ataon' ny olona matetika amin' ny sakafo toy ny mangahazo mba hampahalemy azy na hampitombo azy hisavovona rehefa masaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bicarbonate of soda [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bicarbonate de soude [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: bicarbonate.

2013/01/19