Teny iditra karijo
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Resaka tsisy antony na arirarira atao hanalana andro na hanarivana andro
¶ Mahery am-bava [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay hâblerie, sornettes, paroles pour passer le temps
¶ bavard [Abinal 1888]
 paroles pour passer le temps [Rajemisa: Vakoka]
Mpanahaka  angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ tantara valamaty ~ taria

2013/01/19