Teny iditra karilahy
Singan-teny kary ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Un habile homme qui sait se tirer d'affaire; un coquin [1.3]
Ohatra 
1Endre tabataba re izany, Fa ireo karilahy ihany; [1.437]
2Izay nitranga tamin'izay, fa niafonafona tamin'ny hatezerana nihidy vazana ireo karilahy tsy nahazo vola sy tsy nahatratra éntana, ka ny teny an-kodi-dRangahy no hifandriatany. [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19