Teny iditra karoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangaronana na fanatsinkafonana ny farany ambany ao anatin' ny zavatra iray; fizahana, fitadiavana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy close investigation; a seeking for something [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fouille, recherche [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 perquisition, action de plonger quelque chose dans, comme en vidant, en creusant, en agitant dans
¶ figuré: action de sonder, de scruter les pensées, les desseins de quelqu’un [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tady ~ zaha

Teny iditra karoka
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Sakalava-Mayotte] squelette [Andilidine: Lexique (takila K)]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31