Teny iditra kasa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitovy hevitra amin' ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay vatan-kazo maniry eo ambony andrefana [Rajemisa 1985]

Teny iditra kasa
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan' ny saina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kasa
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] remède. § hàsina. [David 1952 (takila H)]
Fitovian-keviteny hasy ~ kasy

2017/03/10