Teny iditra kase
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fingotra, matetika boribory, misy sary sy soratra mivohitra ka nony atomboka amin' ny taratasy dia mamela sary na soratra eo araka ny nanaovana azy (tombo-kase)
Ny sary sy soratra voafindra amin' ny taratasy (fitombo-kase). (Matetika ilay tsy mandeha irery io teny io fa miaraka amin' ny teny hoe tomboka na fitomboka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A stamp, a seal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cachet, empreinte de cachet [1.8]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: cachet.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02