Teny iditra kasia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin' ny sisin' ny botry ny fivoy ka voizina miamboho izy. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/01/19